|
|
|
|

Entry1  votsa saina
Elementary words  2 votsa, 3 saina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1]
Explanations in English  6 dull-witted [1.7]
Explanations in French  7 qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3]
8 bête, stupide [1.8]
Examples  9  Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558]
Synonyms  10 donto saina
Antonyms  11 malady saina

Updated on 2025/11/02